Teny iditra |
fanakobàna
(koba)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fanaovana zavatra ho mohaka malemy dia malemy; fanaovana izay tsy hahafa-panadinana mpianatra iray [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Action de réduire en marmelade [1.3]
|
|
Teny iditra |
fanakobana
(kobana)
|
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manakobana, manatsoboka ny lamba sasana ao anaty rano madio mba hanala ny ranon-tsavony Azo kobanina [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Manière de remuer, de faire gonfler [1.3]
|
|