Teny iditra | fanajambana (jamba) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanaovana izay tsy hahitana; famotsirana maso; fanapenana ny mason' eritreritra [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Action d'aveugler, de crever les yeux [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08 |