Entrée fanairana (taitra)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Famohazana: Ataovy amin' ny enina ny fanairana ny ankizy mpianatra sao diso fidirana izy ireo
  [SLP 1986] anjomara, antsiva
Explications en français  [SLP 1986] avertisseur
Citations 

Entrée fanairana (taitra)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fampitahorana tampoka: Ny fanairanao azy tamin' iny biby iny no nankarary ny zanako
¶ Fanabatabana ny saina tampoka: Nandraiki-narary aho tamin' ny fanairanao ahy hoe narary mafy i dada
Explications en français  [Abinal 1888] l'action de surprendre, la cause
  [SLP 1986] excitation

Mis à jour le 2020/07/31