Teny iditra | fanafoana (foana) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | Ce qu'on peut vider Manière d'annuler [1.3] | |
Ohatra | ny fanafoana izany dia hanampy amin' ny fampihenana ny fahasorenana ateraky ny fanavakavahana.
[4.27] | |
Teny iditra | fanafoana (tafo) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fametrahana tafo [1.1] | |
Fivaditsoratra | fanafoana, fanoafana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14 |