Teny iditra famoretana (foritra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fampileferana, fampiketronana [1.1]
 Fomba famalonana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Pliage [1.13]
Voambolana 

Teny iditra famoretana (foritra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanerena, fangejana, famiazana, fampahoriana [1.1]
 Fanerena an-kolaka na mivantana olona iray hanao zavatra na tiany na tsia [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Pression [1.13]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31