Teny iditra famonganana (vongana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandidiana (zavatra) ka atao didiny lehibe [1.1]

Teny iditra famonganana (fongana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandravana tanteraka, fandevonana; fandaniana [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05