Teny iditra | famongady (vongady) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mamongady, mividy mitambatra, ambongadiny [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Ce qu'on peut acheter en bloc, manière d'acheter en bloc [1.3] | |
Teny iditra | famongady (vongady) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Azo avongady [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |