Teny iditra familiana (vily)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fampandehanana amin' ny lalan-kafa fa tsy amin' ny hitsiny teo aloha; fampivionana; fanolahana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Dérivation. [Voambolana: Fizìka] [1.13]
Kamban-teny 

Teny iditra familiana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Volant de direction [1.13]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20