Teny iditra | famehe | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Angatra (aretina): Ataovo soa ny kireñina f'ange fongika ny famehe (Ataovy tsara ny fitondran-tena fandrao matin'ny angatra) [1.78] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |