Entrée famborahana (boraka)
Partie du discours nom
Explications en malgache Famahana izay mifatotra na mifono Famborahanany entana
¶ Filazana ny zavatra miafina ao am-po: Famborahana tsiambaratelo [Rajemisa 1985]
Synonymes fanaborahana

Mis à jour le 2020/07/31