Teny iditra | famarinana (varina) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanosehana am-pidinana Fanjerana Fandefasana entam-barotra any an-tsiraka, any ampita [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | L'action de précipiter, de faire descendre, de dégrader, de chasser; le lieu, le motif [1.3] | |
Fivaditsoratra | famarinana, fanamarina, mifanarana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |