Teny iditra | famaohana (faoka) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Lamba, tapa-damba entina mamaoka, manesotra loto [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | A towel, anything used for wiping, also pronounced famoàhana [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Serviette, tout ce qui sert à essuyer ; se prononce parfois famoàhana [1.8] | ||
Kamban-teny |
| ||
Fivaditsoratra | famahoana, famaohana, famoahana, mahafoana, mahaofana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |