Teny iditra famantarana (fantatra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanambarana: Azo lazaina fa famantarana ny afo ny setroka
Marika: Samy manisy famantarana ny ombiny ny mpiomPy any an' efitra
Filazana: Anaovy famantarana, toy ny tsangan' afo, izahay raha tonga ny fahavalo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Sign, an indication, a mark, a symptom. [1.2]
 A sign, an indication, a mark [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Marque [1.3, 1.8]
 Signe, indication [1.8]
 Signalisation, indice, symptôme [1.13]
Ohatra 
1Famantarana fa mpamosavy, hono. [1.437]
2Ny rano be voay natao famantarana ny ratsy fanahy [2.508]
3Ny famantarana ny Firenena mandroso dia izy mahavita tena [2.285]
4Vita famantarana sy fandanjana, hitsiny tsy mizaha tavan' olona [1.381]
Kamban-teny 
Lahatsoratra 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/15