Teny iditra | famaha (vaha) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mamaha, manala fatotra: Atao ahoana no famaha itỳ tady kely itỳ? [1.1] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Ce qu’on peut délier, manière de délier [1.3] | ||||
Teny iditra | famaha | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Clé [1.13] | ||||
Voambolana | Fitaovam-piasana | ||||
Tovy hevitra | kle | ||||
Kamban-teny |
| ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/19 |