Teny iditra | faingomihantona | |
Singan-teny | faingo ; mihantona | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Faingo ambony ( ' ) izay ampiasaina
-- amin' ny famenon-teny milaza tompon-javatra: Tranon' alika -- amin' ny famenon' ny matoantenin' ny iharana: Novakin' ny saka [1.1] | |
Maritsoratra ( ' ) entina misolo zanatsoratra latsaka: Sofin' omby (sofina omby) [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | [ faingo mihantona ] Apostrophe [1.5, 1.13] | |
Voambolana | Haiteny | |
Tsanganana sy sary iray takila | Mari-tsoratra | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/09 |