Teny iditra faidrantsa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sakalava] Karazan' akorandriaka maranitra ohatra ny homamanta ka mora tapaka raha mahavoa ny tongotra sady sarotra esorina [1.1]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31