Teny iditra |
fahitana
(hita)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ny maso Fahalalana: Ny fahitana ny maha-mahantra anay ve no iavonavonanareo aminay Fitsarana: Araka ny fahitako ny raharahanareo dia tokony homenao ny karamany Fisehoan-javatra toy ny fanahy, avelo na matoatoa min' ny tena [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Sight, vision [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | La vue, l’instrument [1.3]
|
| La vue; une vision [1.8]
|
Ohatra |
1 | Ny fahitana azy aloha, dia efa lehibe tokoa.
[2.472]
|
2 | Faharesena ho an-dRatovonirina ny fahitana azy.
[2.895]
|
3 | Zazavavy mahafinaritra amin' ny fahitana rehetra.
[2.928]
|
|
Voambolana |
Mpanahaka |
fanamboloana ~
fandrenesana ~
fitsapana ~
fitsiroana |
Ohabolana |
Lahatsoratra |
|