Entrée fahazaza (faha, zaza)
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en anglais at the time of one's childhood [1.2]
 when one was a child [1.7]
Explications en français quand on est jeune [2.165]
 du temps où l'on était enfant [1.3, 1.8]
Exemples 
1fofoiko fahatsaika ho vadiko fahazaza [2.69]
2Nisy olondehibe niresaka taminy, sakaizany hatramin' ny fahazaza angamba [2.332]
3Hoy kosa i Lamboandriantsimitovy (izany no anaran'Andriamasinavalona fahazaza) [2.298]
Proverbes 

Mis à jour le 2021/09/23