Teny iditra fahavokisana (voky)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy Satiety, fullness, satiation, satisfaction of hunger [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Rassasiement, état de celui qui est rassasié [1.8]
Ohatra Koa ny an' ny Razana, dia tsy mba izay harena sy fahavokisana na fahombiazana no nasiany ny raki-malalany: varifitoventy ihany ireny, fa ny fihavanana no ariary zato sy arivo. [2.296]
Tovy hevitra havokisana
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20