Teny iditra fahavitrihana (vitrika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fahakingàna sy fahatanjahana ombam-paharisihana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L'agilité, l'ardeur, l'entrain, la vigueur [1.3]
Ohatra 
1Feno fahefana sy fahavitrihana indray ny feony. [2.470]
2Ny sampana angovo dia maneho fahavitrihana tsy mitsaha-mitombo nanomboka tamin' ny. [1.384]
Tovy hevitra havitrika ~ havitrihana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06