Teny iditra fahatsiahy (tsiahy)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mahatsiahy
Azo tsahivina, tokony hotsahivina: Tsy fahatsiahy ny andro manjombona tamin' ny fiainana lasa [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20