Teny iditra fahatretrehana (tretrika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Le bonheur, la félicité [1.3]
Ohatra Feon-dreny feno fankasitrahana sy fahatretrehana amin' ny ataon-janany no re, raha mihaona eo amorom-patana iny harivariva iny izy efa-mianaka; [2.470]
Haiendriteny 
Tsotra : fahatretrehana, fahatretrehako, fahatretrehanao, fahatretrehany, fahatretrehantsika, fahatretrehanay, fahatretrehanareo, fahatretrehan', fahatretrehan-, fahatretreham-, fahatretreha-
Tovonana : -pahatretrehana, -pahatretrehako, -pahatretrehanao, -pahatretrehany, -pahatretrehantsika, -pahatretrehanay, -pahatretrehanareo, -pahatretrehan', -pahatretrehan-, -pahatretreham-, -pahatretreha-

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31