Teny iditra fahasiso (siso)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fahamaimboan' ny sakafo efa naharitra ela: Loza ny hasison' ireto varimasaka efa ela nitoerana ireto [1.1]
Tovy hevitra hasiso

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05