Teny iditra | fahasasarana (sasatra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny fahatsiarovana ny tena ho tsy manan-kery noho ny asa mafy natao;havizanana [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Fatigue, tiredness; discouragement [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | La fatigue. [1.3] | |
Fatigue ; découragement [1.8] | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |