Teny iditra fahagasy (gasy)
Sokajin-teny anarana
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: andrianjafitrimoedouard ~ governora
Ohatra Raha sendra ho any Mahamanina, tanàna nisy goverinora fahagasy, lalana indray andro avy eo Farafangana, dia eo Mahazony eo no mamaky ny ala, ka ho tonga ao amin' ity tanàna kely, atao hoe Ankitsika. [2.357]
Haiendriteny 
Tsotra : fahagasy, fahagasiko, fahagasinao, fahagasiny, fahagasintsika, fahagasinay, fahagasinareo, fahagasin', fahagasin-, fahagasim-
Tovonana : -pahagasy, -pahagasiko, -pahagasinao, -pahagasiny, -pahagasintsika, -pahagasinay, -pahagasinareo, -pahagasin', -pahagasin-, -pahagasim-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20