Teny iditra | fahafiry (firy) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-manontany laharana: Fahafiry ny fiarakodia nentinao tamin' ilay hazakazak' aotomobilina farany teo? Enti-milaza fahakelezana na fahatsinontsinona miolotra na mitaha amin' ny...: Tsy fahafirin' ny olo-mahay eto amin' ny Nosy ianao fa aza mieboebo toy izao [1.1] | |
Ohatra | Fahafiry izy? (What number is it?)
[1.2] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |