Teny iditra fafam-bolontondro
Singan-teny fafa ; volo ; tondro
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana zavatra nisy nangalatra na nipaoka ka tsy misy na inona na inona tafajanona azon' ny volon' ny tondro na fanondro fafana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Completely cleared off. Used chiefly of the confiscation of property. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Que le poil du doigt peut balayer, où rien n'est épargné, raflé [1.3]
Tovy hevitra fafanimondry

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10