Teny iditra erinerina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny toerana mora tazana eny ankavoana
Fipetraka na fihaminkamina eo amin' ny toerana avo sy talaky maso [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Visibilité, évidence [1.3]
Sampanteny 

Teny iditra erinerina (erina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay [duplicatif fréquentatif] [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31