Teny iditra | epo | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Teny entin' ny mpitaingina bisikilety hampitandrina ny mpandeha an-tongotra sao voadona [1.1] | |||
Sampanteny |
| |||
Teny iditra | epo | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Fitikafonana [1.78] | |||
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka] état de ce qui flotte [1.82] | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |