Teny iditra | enjinenjina (enjina) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fiandranandran' ny olona mamo, misavoamboana na entanim-piavonavonana [1.1] | |
Teny iditra | enjinenjina | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Réprimande. [1.19] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |