Teny iditra | enemina (enina) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Zaraina enina: Enemo itỳ hena itỳ [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be divided into six parts [1.2] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on partage en six [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | enemina, mieñena |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |