Teny iditra elon' aina
Singan-teny elo ; aina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Lamba misarin' elo misy tady izay idinana avy eny amin' ny fiaramanidina mitsingevaheva eny amin' ny habakabaka: Ireo mpidina amin' ny elon' aina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/25