Teny iditra eferana (efitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Asiana efitra na zavatra atao manelanelana: Tsy maintsy eferana ireto tavoahangy iretosao mifampipoaka ao anaty fiara ao ka vaky [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Où on met des cloisons, des réparations, qu'on divise en compartiments [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : eferana, eferako, eferanao, eferany, eferantsika, eferanay, eferanareo, eferan', eferan-, eferam-, efera-
Ny lasa : neferana, neferako, neferanao, neferany, neferantsika, neferanay, neferanareo, neferan', neferan-, neferam-, nefera-
Ny hoavy : heferana, heferako, heferanao, heferany, heferantsika, heferanay, heferanareo, heferan', heferan-, heferam-, hefera-
Filaza mandidy : efero

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20