Teny iditra | edede (ede) | |||||||||||||||
Sokajin-teny | tenim-piontanana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Entina manakora ny olona mampiseho toetra na fihetsika tsy fanao ampahibemaso: Edede! olona tsisy varany izany marina [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Terme pour huer à la vue de quelque inconvenance [1.3] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Tovy hevitra | ede | |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |