Teny iditra | draidraidraidray | |
Sokajin-teny | tenim-piontanana | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza fangirifiriana, fanaintainana tsaroana lalina sy maharitra: Draidraidraidray! maharary ilay tanako nioritra anikeheo [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |