Teny iditra | doso | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava] Filalaovana mikorisa amin' ny tanimanga malama [1.1] | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Tovy hevitra | kidoso | |||||||||
Teny iditra | doso | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Tsiry [1.78] | |||||||||
Fivaditsoratra | doso, sodo |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |