Teny iditra dongona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Havoana mandondona; tanjona na antontan-javatra miavoavo toy ny famoloana na ny fasana aniritra mivohom-pafana. [1.1]
 Vatom-bolokano manao kitso-na vatolampy eny amin'ny tendrombohitra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Bosses du terrain. [1.19]
 Lave solidifiée [1.13]
Voambolana 
Mpanahaka  dongon-tany

Teny iditra dongona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Came [1.13]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31