Teny iditra dokadoka (doka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay (duplicatif de doka [1.5]
Ohatra Tahaka ny tsy henon-dRainitondro akory ny dokadoka natao an-janany. [2.470]

Teny iditra dokadoka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza firobonan-javamaniry maitso sy milenodenoka fatratra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Luxuriant, de belle venue, en parlant de la végétation [1.3]
Sampanteny 
 

Teny iditra dokadoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay (l'adjectif dokadoka a pour sens général : luxuriant, dont la croissance est très active). Nom donné à des plantes à croissance rapide. Notamment :
[Tandroy] Hibiscus ferrugineus Cav. (Malvaceae). [1.196]
Anarana siantifika Hibiscus ferrugineus
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20