Teny iditra dodoria
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ilazan' ny foko sasany ny ady totohondry [1.1]

Teny iditra dodoria
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Haingana dia haingana, tsy misy fiatoana, maika dia maika: Tsy nisy fotoana nisakafoana akory fatsy maintsy novitaina dodoria ilay asa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Ininterrompu. [1.19]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31