Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
dodo
do
do
(
do
do
)
Sokajin-teny
anarana
Fanazavàna teny malagasy
Fahatongavana maika dia maika; firohotana haingana hila vonjy na hampiseho fiaraha-mifaly na fiaraha-miory
[
1.1
]
Sampanteny
matoantenin' ny mpanao :
mampidodododo
,
midodododo
,
mifampidodododo
matoantenin' ny iharana :
adodododo
matoantenin' ny fameno :
idodododoana
anarana :
fidodododo
,
fidodododoana
,
mpidodododo
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31