Teny iditra | doba | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Bota be sy botrefona (mitovy hevitra amin' ny Dobarabe, saingy miborabora malemilemy) [1.1] | |
Sakafo masaka potsehina halemy [1.13] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Purée [1.13] | |
Voambolana | Toe-karena: hanina | |
Teny iditra | doba | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Tabataba [1.78] | |
Tovy hevitra | dobaky | |
Fivaditsoratra | bado, boda, dabo, doba |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |