Teny iditra dispaina
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy From Spain [3.1]
Fanazavàna teny frantsay D'Espagne [3.1]
Ohatra 
1Koanefa dispaina no samborina hanoloana azy. [2.366]
2Ary raha ny vola ratsy tsy tiany dia misambora dispaina ianareo hasolo azy, koa dia onero vola madio amin'ny fadintseranako ny volan'ny vahoaka nosamborina solon'ireo vola ratsy ireo, fa izaho efa nisambotra vola. [2.366]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19