Teny iditra disely
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [fr. du sel] Zavatra tahaka ny vovo-tsira, fotsy, somary mamiratra, ampiasaina' ho fanadiovan-kibo na fampivalanana; misy karazany roa ny disely, dia ny "sel de soude" ary ny "sel de magnésie", izay samy hafa ny fomba fiasany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Epsom salts [Fr. du sel] [1.2]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: du sel.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31