Teny iditra | dimanjato (dimy, zato) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny anglisy | Five hundred [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Cinq cent [3.1] | |
Marika iraisam-pirenena | 500 [3.1] | |
Voambolana | Matematika: rafitrisa | |
Ohatra | Misy dimanjato mahery izahay no ao amin' ny toby.
[2.472] | |
Tsanganana sy sary iray takila | Ny isa | |
Lahatsoratra | Andriamihaja: Fanisana vaovao | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |