Teny iditra | dila | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Tafadify, takona ary nifandiso tsy nifankahita, tafahoatra, lasa: Dila ny amin' ny efatra, tsy hitanao eto intsony aho [1.1] | |
[Tambahoaka] Nidify [1.78] | ||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] Not caught, imperfectly heard: dila ny sofiko: I have not heard well ~ dila vava aho: I was wrong in what I said ~ dila lalana: got into the wrong way ~ dila anaka: not having found one's child [1.2] | |
Teny iditra | dila | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Ampombo [1.78] | |
Voambolana | Haizavamaniry: ahitra | |
Tovy hevitra | lila | |
Fivaditsoratra | dila, lady |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |