Teny iditra |
dify
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Lefitra, foritra, jongy atao amin' ny sisin' ny harona na ny tsihy ka asitrika amin' ny tenany ihany indray: Manisy dify na mandify ny tsihy [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A border plaited in mats, baskets, hats, etc. lify is used in the provinces. See lily, hodivitra [1.2]
|
|
Teny iditra |
dify
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | A mode of plaiting the hair by dividing it on the forehead and carrying it behind the ears [1.2]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
dify
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fialana amim-pahakingana mba tsy ho hita [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Turning aside [1.2]
|
| A turning aside [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Action de s'esquiver [1.8]
|
Sampanteny |
|
|
Teny iditra |
dify
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Lasa any ambadiky ny zavatra iray ka takona tsy hita: Dify ny masoandro. [1.1]
|
|
Teny iditra |
dify
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala]
Ditsoka - potin-javatra tafiditra anaty maso: Dify ny masoko lehiroa [1.78]
|
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
dify
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
Famatorana rary [1.78]
|
|