Teny iditra | difika | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Potika na sila-kazo miala raha misy mamaky na manapa-kazo; potika na silaby mipitika avy amin' ny fanapehan' ny mpanefy ny vy amin' ny tantanana; kilalaon' afom-by mipiritika [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A fragment, a splinter, anything which flies off with violence from a hard substance. See tsilaka [1.2] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | difika, fikady |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |