Teny iditra dieny
Sokajin-teny mpampitohy [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Famintinana ny hoe dia ny, izay midika hoe "raha mbola": Miasà dieny matanjaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy While yet, during the time that [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Pendant que, alors que [1.8]
Ohatra 
1Tsy aleo ve dia velezina ny vy dieny mafana? [2.528]
2Azoko tantaraina dieny izao izany fialany izany. [2.472]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/02