Entrée didin-tsokina (didy, sokina)
Partie du discours locution
Explications en malgache aretina amin' ny fanambanin' ny rantsan-tongotra
¶ (didintsokina) Ratra toy ny tataka kely eo amin' ny elakela-drantsana na eo amin' ny fanambaniny, ary tsy tsaroana akory izay nahavoa azy [Rajemisa 1985]
Explications en anglais [sokina, a small hedgehog] an injury, or chaps under the toes [Richardson 1885]
Vocabulaire 

Entrée didintsokina
Partie du discours nom
Explications en français  [Tankarana] petit bout d'une chose, pointe du bonnet. [David: Dialectes (takila D)]

Mis à jour le 2020/07/31