Teny iditra didim-pananana
Singan-teny didy ; fananana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fepetra an-tsoratra ataon' ny olona iray momba ny fandovana ny fananany araka izay tiany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A last will and testament [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Testament [1.8, 1.13]
Voambolana 
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/26